Teny iditra vady fofo (vady, fofo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy vehivavy kasaina ho vady, fofombady [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a betrothed wife [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay fiancée [Abinal 1888]
Mpitovy hevitra fofom-bady

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31