Teny iditra vady kely (vady, kely)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny vady farany amin' ireo vadin' ny lehilahy mampirafy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a junior or youngest wife of a polygamist [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay la dernière femme épousée par un polygame [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31