Teny iditra vady tra-drafy (vady, tratra, rafy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny vady izay tratran' ny rafivaviny ao an-trano nefa mbola tsy voasaotra akory izy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay épouse recevant une rivale avant l'acte du divorce [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31