Teny iditra | vadytsindrano > vaditsindrano (vady, tsindrano) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [ vady tsindrano ] vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny ¶ vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [ vady tsindrano ] a slave or a person of low rank taken as a concubine [Richardson 1885] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [ vady tsindrano ] concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves [Abinal 1888] | ||||||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: vady tsindrano ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana) | ||||||||
![]() |