Teny iditra vahira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taifasy] vonin-tatamo, voahirana

Teny iditra vahi
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 800] liane dont les feuilles servent à colorer et à nettoyer les dents
  [Boiteau 1997] (Merina ?) (de vahy : liane ; et ra : sang ; « liane de sang » à cause de la couleur rouge qu'elle donne aux gencives).
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31