Teny iditra vakiatatra (vaky, atatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy jereo vaky atatra []
Ohatra Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [Andraina: I Vola]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/16