Teny iditra vaky bantsilana (vaky, bantsilana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy amin' ny fotoana amonian' ny bantsilana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay La floraison du Bantsilana qui indique la saison des fièvres [Abinal 1888]
Voambolana 

Teny iditra vaky bantsilana (vaky, bantsilana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Miseho miharihary ny nafenina, miseho miharihary tsara
Mitovy hevitra: vaky am-batolampy ~ vaky barara ~ vaky betroka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay clair, manifeste [Abinal 1888]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31