Teny iditra vaky hentana (vaky, hentana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: maina ~ vaky
Ohatra Aiza Iaveh, izay nitondra antsika niakatra avy any amin'ny tany Ejipta, nitari-dàlana antsika tany an'efitra, tany amin'ny tany ngazana sady vaky hentana, tany amin'ny tany karankaina sy aloky ny fahafatesana, tany amin'ny tany tsy falehan'ny olona, tsy onenan'olona? [Baiboly: 30:002:006/Jeremia 2:6..]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31