Teny iditra |
vala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
rova [Rakotosaona 1975]
|
| [Taisaka, Tanala, Tanosy]
fefy [Rakotosaona 1975]
|
| Fefy manodidina: Asio vala ny akohonareo fa manimba ny tanimbolinay ¶ Faritra na toerana andrian' ny omby ao an-tanàna; fahitra: Nihoatra ny vala ilay zanok' omby halina ¶ Fizarazaran' ny tanimbary: Manana tanimbary telo vola i Dadabe eny Antanintsaonjo ¶ Antoko, fifehezana: Irina mba tsy hisy afatsy volatokana ho an' ny Kristianina rehetra. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | an enclosure, a pen; a border [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Provincial]
enclos (un), parc à boeufs (un), bordure (une), village (un), finage (un) [Hallanger 1974]
|
| domaine, parc, enclos, finage [SLP 1986]
|
| clôture, entourage en bois [Boiteau 1997]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
vala
valako
valanao
valany
valantsika
valanay
valanareo
valan'
valan-
valam-
| |
-bala
-balako
-balanao
-balany
-balantsika
-balanay
-balanareo
-balan'
-balan-
-balam-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra |
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
vala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | ensemble [SLP 1986 takila 216]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
vala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom donné à diverses espèces d'arbres ou d'arbustes utilisés pour faire des clôtures. Les plus communément relevés sont : ¶ [Tanosy]
Dombeya ambongensis Arènes (Malvaceae). Relevé par P. Boiteau à Fort Dauphin, 1972.
Fibres des écorces utilisées en corderie et pour les tissages grossiers.
¶ [Tandroy]
Dombeya lecomtei Hochr. ; réf. Service Forestier 12943 ;
Dombeya parvipetala Arènes ; réf. Decary (nom relevé sur le type de l'espèce) ;
Dombeya valafotsy Arènes ( Malvaceae) ; réf. Réserves Naturelles 2758.
Toutes ces espèces ont des écorces fibreuses et servaient autrefois à lier entre elles les pièces d'une charpente.
Elles étaient multipliées volontairement par bouturage.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Dombeya ambongensis, Dombeya lecomtei, Dombeya parvipetala, Dombeya valafotsy |
|