Teny iditra valake
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] vizana, trotraka, sasatra, torovana: Tsy niasa tsy nanahalake, ko valak'aho (tsy nanao na inona na inona akory ka hoe vizana aho) [1.78]

Fivaditsoratra kaleva, lavake

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31