Teny iditra | valala | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibikely lava tanana, maitso na manja, ary misy tongony efatra ka ny roa eo aoriana lavalava kokoa noho ny eo aloha, izay ahafahany mitsambikina. [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | a grasshopper, a locust [Hallanger 1973] | |||
Fanazavàna teny frantsay | sauterelle, criquet [Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Mpanahaka | adrisa ~ aketa ~ ambolo ~ ambolokely ~ ampongavato ~ dongara ~ kijeja ~ koraika ~ mahaverizoky ~ ramijaingy ~ sompanga ~ tsikondry ~ tsimbaivay ~ tsimbatavata ~ tsimbolavola ~ tsimbotry ~ tsimpefe ~ tsindakana ~ tsindrano ~ tsingentana ~ zafinadrisa | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny valala io | |||
Lahatsoratra | Randzavola: valala ao amin' ny Baiboly | |||
Teny iditra | valala | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny frantsay | innombrable [Abinal 1888] | |||
Se disait de ce qui est innombrable [Veyrières 1913] | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |