Teny iditra | valalanamboa (valala, amboa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Phyrnateus saxosus, Coq. [Abinal 1888 takila 772] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Anarana siantifika | Phyrnateus saxosus | |
Tsipelina hafa | valalan' amboa | |
Ohatra | Tsingarangadona fa nidona valalanamboa fa nitsipika ka 'ndeha isika hisasa 'ndeha hiala loza fa tohatra an'Ilaitoatsiary [Fox: Hainteny, takila 409] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny valalanamboa io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |