Teny iditra valamparihy (vala, farihy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy fefiloha madinika na valamparihy [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay Les bordures en terre élevées autour des rizières pour y maintenir l’eau [Abinal 1888]
 diguette, digue [SLP 1986]
 diguettes de terre séparant les rizières et permettent le réglage du niveau de l'eau, etc. [Boiteau 1997]
Mpitovy hevitra tahalaka
Ohatra Atambatry ny fisabakany ny vohitra avo sy ny saha iva maitso mavana voaefitrefitry ny valamparihy, iolakolahan' Ikopa ranobe,kely andilan' ny bongo sy ny lohasaha lesoka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 175]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31