Teny iditra valana (vala)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Asiana fefy manodidina: Valao ny ombinao sao dia mitondraka eny amin' ny tanimbolinay
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to be enclosed, to be fenced, to be partitioned off
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] qu'on entoure, qu'on sépare
Haiendriteny 
valana
valako
valanao
valany
valantsika
valanay
valanareo
valan'
valan-
valam-
vala-
novalana
novalako
novalanao
novalany
novalantsika
novalanay
novalanareo
novalan'
novalan-
novalam-
novala-
hovalana
hovalako
hovalanao
hovalany
hovalantsika
hovalanay
hovalanareo
hovalan'
hovalan-
hovalam-
hovala-
valao

Teny iditra valana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fandehan' ny rano manaraka ny iva
  [SLP 1986] fikorianan-dranoka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the course of water, a going down
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] le cours, le courant de l'eau
  [SLP 1986] coulée
Sampanteny 

Teny iditra valana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] fitarana, filey

Teny iditra valaña
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] filahiana

Teny iditra valaña
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] mazava (ro), matsatso

Teny iditra valana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (sens général : courant rapide). D'où fivalanana : diarrhées, selles liquides ; et fampivalanana : purgatifs. Nom donné à divers produits purgatifs, notamment l'huile de ricin.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31