Teny iditra | valanirana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo ~ Fahasalamana | |
Anarana siantifika | Nuxia capitata | |
Ohatra | Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena; [Callet: Tantara] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny valanirana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/08/24 |
![]() |