Entrée 1/2 valiha vata
Mots élémentaires valiha ; vata
Partie du discours locution
Explications en malgache Haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny [1.1]
Synonymes valiha marovany

Entrée 2/2 valihavata
Partie du discours nom
Explications en français [ valiha-vata ] Piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano) [2.591]
Exemples mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano) [4.40]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2023/03/19