Teny iditra | valisoa (valy, soa) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | récompense [SLP 1986] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny iditra | valisoa | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [Boiteau 1997] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||
Anarana siantifika | Scaevola plumieri | ||||||
Teny iditra | Valisoa (valy, soa) | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (fanampin' anarana) | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | On donne ce nom à des jeunes filles [Boiteau 1997] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |