Teny iditra valona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famoretana lamba na fitafiana izay kendrena hilamina tsara; fandaminana sy fitehirizana ao anaty vata ny fitafiana tsy anaovana matetika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay pli [1.13]
 action de plier [1.196]
Sampanteny 
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra volana, lovana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/25