Teny iditra valy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana
¶ Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao
¶ Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao
¶ Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay réponse à une question, à une lettre, réplique
¶ figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [Abinal 1888 takila 806]
Sampanteny 
Haiendriteny 
valy
valiko
valinao
valiny
valintsika
valinay
valinareo
valin'
valin-
valim-
-baly
-baliko
-balinao
-baliny
-balintsika
-balinay
-balinareo
-balin'
-balin-
-balim-
Mpitovy hevitra famerenana ~ setry ~ tsimbalivaly
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tsy mbola nahazo valy taminy aho (Je n'ai pas encore obtenu de lui une réponse, une récompense) [Abinal 1888, takila 806]
2Valin' ny nataonao izany fahoriana izany (Ces souffrances sont une punition de ce que vous avez fait) [Abinal 1888, takila 806]
3Valin’ ny fahazotoanao ity boky ity (Ce livre vous est donné en récompense de votre application) [Abinal 1888, takila 806]
Teny nalaina 

Teny iditra valy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] vady [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/03