Teny iditra |
vanja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka. |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
gunpowder |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974]
poudre à fusil ou à canon |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | [Callet: Tantara, takila 215]
Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra
|
Teny nalaina |
|