Teny iditra |
vano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe)
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a heron [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | héron [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
|
| héron cendré (Ardea cinerea firasa) [Tsimbazaza ]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Ardea cinerea firasa |
Mpitovy hevitra | ~ |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
|