Teny iditra |
varatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | thunder; a thunderbolt [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | foudre, tonnerre [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
varatra
varatro
varatrao
varany
varatsika
varatray
varatrareo
varatr'
vara-
varatry
| |
-baratra
-baratro
-baratrao
-barany
-baratsika
-baratray
-baratrareo
-baratr'
-bara-
-baratry
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
varatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | fotaka [Rajemisa 1985]
|
Haiendriteny |
varatra
varatro
varatrao
varany
varatsika
varatray
varatrareo
varatr'
vara-
varatry
| |
-baratra
-baratro
-baratrao
-barany
-baratsika
-baratray
-baratrareo
-baratr'
-bara-
-baratry
| |
|
|