Teny iditra varatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] thunder; a thunderbolt
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] foudre, tonnerre
Voambolana 
Haiendriteny 
varatra
varatro
varatrao
varany
varatsika
varatray
varatrareo
varatr'
vara-
varatry
-baratra
-baratro
-baratrao
-barany
-baratsika
-baratray
-baratrareo
-baratr'
-bara-
-baratry
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra varatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] fotaka
Haiendriteny 
varatra
varatro
varatrao
varany
varatsika
varatray
varatrareo
varatr'
vara-
varatry
-baratra
-baratro
-baratrao
-barany
-baratsika
-baratray
-baratrareo
-baratr'
-bara-
-baratry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31