Entrée varatraza
Partie du discours nom
Explications en malgache Rivotra mangatsiaka avy atsimo, atsinanana mitsoka amin' ny volana Jiona sy Jolay any amin' ny tapany avaratra sy avaratra andrefana [1.1]
Explications en français Vent violent du sud, synonyme de tsioky atsimo [1.414]
Vocabulaire 
Hypéronyme rivotra
Co-hyponymes alapoie, ambarao, ampalo, ampela, añimbaratra, añina, añindambo, añintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafio-drivotra, tafiotra, tsitoly, variona
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/03/19