Teny iditra | varavarana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily) [Rajemisa 1985] | ||||||||
rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana [SLP 1986] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | a door or window opening [Hallanger 1973] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | porte [Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||||||
fenêtre [Hallanger 1974] | |||||||||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny varavarana io | ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: varavarana ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Teny iditra | varavarana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Anaran-kazandrano [Rajemisa 1985] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: trondro | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |