Teny iditra varavarankely
Sokajin-teny anarana
Teny fotony varavarana, kely
Fanazavàna teny malagasy rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hanazavana sy hidiran-drivotra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy a window [1.7]
Fanazavàna teny frantsay fenêtre [1.8, 1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01