Teny iditra | varotra | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy ¶ Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona. [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | selling, trade, commerce [Hallanger 1973] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | vente, commerce [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||||||
négoce, trafic, marchandise [Abinal 1888] | |||||||||
Voambolana | Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny varotra io | ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: varotra ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Teny iditra | varotra | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (déformation de voarotra). Eugenia jambolana Lam. (Myrtaceae). Parfois aussi Eugenia jambosa L. ; les deux espèces sont introduites, mais se sont largement naturalisées. Arbres à fruits comestibles. [Boiteau 1997] | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Anarana siantifika | Eugenia jambolana, Eugenia jambosa | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/20 |
![]() |