Teny iditra varotra an-trano tokana (varotra, any, trano, tokana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] varotra entana tsy mety hita any an-kafa fa ao amin' io toerana io ihany
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] monopole

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31