Teny iditra |
vary
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-javamaniry madini-boa, izay ambolena amin' ny tany malaria sy be rano, foto-kanin' ny telo ampahefatry ny mponlna eran' izao tontolo izao, ka anisan' izany ny Malagasy. (Misy karazany maro ny vary arakaraka ny lafiny jerena: raha ny bika aman' endriny no jerena, ao ny vary lava, vary botry, vary rojo..., raha ny toerana aniriany kosa, ao ny vary ankeniheny, ny vary an-tanety, ny vary tomboka; raha ny fotoana amafazana azy, ao ny varialoha, vakiambiaty, vary asara, vary jeby, vary atriatry.) ¶ Famarana taloha mitovy amin' ny tolàna inenin' ny vata, izany hoe mahatratra eo amin' ny 120 litatra ankehitriny eo ho savily eo: Vary zato tsy enti-mandeha. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | rice [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | le riz, la plante du riz. Oryza sativa, L.
[Abinal 1888]
|
| riz [Hallanger 1974]
|
| [Sakalava-Mayotte]
riz [Andilidine: Lexique (takila V)]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Oryza sativa |
Sampanteny |
Haiendriteny |
vary
variko
varinao
variny
varintsika
varinay
varinareo
varin'
varin-
varim-
| |
-bary
-bariko
-barinao
-bariny
-barintsika
-barinay
-barinareo
-barin'
-barin-
-barim-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
vary
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | blank-and-white ruffed lemur (Varecia variegata variegata) [Mittermeier: Lemurs]
|
Fanazavàna teny frantsay | lémur vari (Varecia variegata variegata) [Mittermeier: Lemurs]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Varecia variegata variegata |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
vary
 |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | to vary : manova,
mahafa;
miova
[Sewell 1875]
|
Fanazavàna teny anglisy | to vary : manovaova;
miovaova
[Hallanger 1969]
|
|