Teny iditra vary vakiambiaty (vary, vaky, ambiaty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] vary afafy amin' ny fivelaran' ny vonin' ny ambiaty, izany hoe amin' ny volana septambra, mifanohitra amin' ny vary atao hoe vary aloha, izay afafy amin' ny volana avrily sy mey
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] the second planting of rice
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] deuxième semaille de riz
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/15