Teny iditra vatoana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Be vato: Tany votoana, vary vatoana
¶ Hetry, botry, vatokely: Vatoana ity zaza ity
¶ Mafy, sarotra andrahoina: Mangahazo vatoana
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31