Teny iditra vatolahy (vato, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] tsangambato
  [Rajemisa 1985] Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana
  [SLP 1986] tsangambato naorina ho fahatsiarovana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] stèle, pierre levée
Mpitovy hevitra vato mitsangana ~ tsangambato
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Profita: Ranary, takila 139] Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy.
2 [Rajaonarivelo: Bina, takila 104] Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo?
Teny nalaina 
Sary 

Teny iditra vatolahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] lave solidifiée en colonne prismatique
Voambolana 
Sary 

Teny iditra Vatolahy (vato, lahy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -19.9833333, 46.8833333
Haianarantany vato, lahy

Teny iditra Vatolahy
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra)
Mpanoratra Rabetsimandranto Fidelis-Justin
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31