Teny iditra vatolampy (vato, lampy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [vato, a stone] a smooth rock
  [Hallanger 1973] smooth rock, bedrock
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] roche de fond
  [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986] rocher
Ohatra 
1 [Fox: Hainteny, laharana 41] ary hianao angaha natao vatolampy
tsy ho laitry ny rano?

2 [Rabezandrina: Ikotofetsy] Tsy herin' ialahy tsinona izao, fa herin' ny vatolampy, ka dia mba mirehaka foana iroa.
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vatolampy ity (2): Ambatolampikely, Ambatolampy

Teny iditra Vatolampy (vato, lampy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.8166667, 44.05
-21.5666667, 47.0166667
Haianarantany vato, lampy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31