Teny iditra vato mitsangana (vato, tsangana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] vato fahatsiarovana; vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana
Mpitovy hevitra vatolahy

Teny iditra Vatomitsangana (vato, tsangana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.15, 47.55
Haianarantany vato, tsangana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31