Teny iditra vatovatoina (vatovato)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] pierreux, caillouteux
Mpitovy hevitra vatoina

Teny iditra vatovatoina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] ilazana vongan-tsela maty ary mafy any anaty taova vokatry ny raboka
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] tubercule induré
Voambolana 
Mpitovy hevitra vatovaton-draboka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31