Teny iditra vatovatoina (vatovato)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay pierreux, caillouteux [1.13]
Tovy hevitra vatoina

Teny iditra vatovatoina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy ilazana vongan-tsela maty ary mafy any anaty taova vokatry ny raboka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay tubercule induré [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra vatovaton-draboka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05