Teny iditra vatovaton-draboka (vato, raboka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana vongan-tsela maty ary mafy any anaty taova vokatry ny raboka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay tubercule induré [1.13]
Voambolana 
Mpitovy hevitra vatovatoina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31