Teny iditra vatovy (vato, vy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-bato mafy mainty avy amin' ny volkano
  [SLP 1986] anarana iombonan'ny vato misy vatongaly
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] roche basaltique
Voambolana 

Teny iditra Vatovy (vato, vy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.7666667, 47.0666667
Haianarantany vato, vy

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/14