Teny iditra vatsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sakafo, na vola atao solony, omena olona handeha hivahiny lavitra. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy provisions for a journey [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay provision de voyage [Hallanger 1974]
 provision [SLP 1986]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31