Entrée | vava | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery Fiandohana: Vava asa, vava alahamady Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny! Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy [1.1] | ||||
Explications en anglais | The mouth [1.7] | ||||
Explications en français | Bouche [1.8, 1.196] | ||||
Ouverture [1.8] | |||||
Entrée [1.196] | |||||
Bec, gueule, museau, mufle [1.13] | |||||
Vocabulaire | Biologie | ||||
Morphologie |
| ||||
Dérivés |
| ||||
Entrée | vava | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | [Bara, Sihanaka] voady [1.78] | ||||
Mis à jour le 2023/05/15 |