Teny iditra | vavaka | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] prayer | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 820] le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration | ||||||||
[Hallanger 1974] prière; voeu, bénédiction | |||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana) | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
![]() |