Teny iditra | vavony | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haiaina | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny vavony io | |
Teny iditra | vavony | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] (sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié. [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Symphonia oligantha | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |