Teny iditra | vavy | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] female | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] femelle | ||||
[Andilidine: Lexique (takila V)] [Sakalava-Mayotte] femelle | |||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny mifanohi-kevitra | lahy | ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny vavy io | ||||
Haianarantany | |||||
Teny iditra | vavy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] a female | ||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny mifanohi-kevitra | lahy | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny vavy io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/19 |
![]() |