|
|
|
|

Entrée (1/3)1  vazimba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fasana efa ela tsy fanta-tompo [Sihanaka] [1.78]

Entrée (2/3)4  vazimba
Partie du discours  5  adjectif
Dérivés 
6  Verbes passifs :
Explications en malgache  7  Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1]
Mots composés 

Entrée (3/3)9  Vazimba
Partie du discours  10  nom propre (ethnonyme)
Vocabulaire  11  Histoire: clans, tribus
Explications en malgache  12  Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1]
Mots composés 
Phytonymes 
Titres 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot Vazimba

Anagrammes  17  Vazimba, vazimba, Vazimba, vazimba

Mis à jour le 2020/07/31