Teny iditra |
vazo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray
anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia a-tao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe:
"Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [Rajemisa 1985]
|
Ohatra | tsy vazo tsy tiako hianao ka hofohaziko manga-bodi-lanitra? [Fox: Hainteny, laharana 63]
|
|
Teny iditra |
vazo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|