Teny iditra ve
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
Mpitovy hevitra va
Mpanahaka  moa
Ohatra Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [1.3]

Teny iditra ve
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fivoizana lakana [1.78]
  [Betsimisaraka] fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [1.78]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpitovy hevitra five

Teny iditra ve
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] evina [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31