Teny iditra vehana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavan-drefy hatao amin' ny tendron' ny fanondro ka hatramin' ny tendron' ny ankibe (vodivoam-pelatanana miverina indroa, na voatondro folo, na zehy latsaka tondro) [1.1]
Voambolana 
Ohatra hatr' aminy voantondro iray azo atao hery ny ka hatr' aminy vehana tahak' izao [2.48]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31