Entrée | vehivavy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin' ny an' ny lehilahy: Tsy misy tsy natera-behivavy. [1.1] | |
Explications en anglais | A woman [1.7] | |
Explications en français | Femme [1.8] | |
Article | Randzavola: vehivavy ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2023/06/18 |