Teny iditra |
vela
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
vela
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona ¶ Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy [Rajemisa 1985]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
vela
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny frantsay | déchet, résidu [SLP 1986]
|
Mpanahaka |
faika |
|