Entrée | 1 velezina (vely) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana 4 Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary 5 Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be struck; to be beaten; to be threshed [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant) [1.3] 8 qu'on bat, qu'on frappe [1.8] |
Exemples |
9 Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472] |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot velezina |
Mis à jour le 2023/08/28 |